My Crossword Maker Logo
Powered by BrightSprout
Save Status:
or to save your progress. The page will not refresh.
Controls:
SPACEBAR SWITCHES TYPING DIRECTION
Answer Key:
Edit a Copy:
Make Your Own:
Crucigrama Sopa de Letras Hoja de Trabajo
Calificar este Puzzle:
Log in or sign up to rate this puzzle.

MOTS CROISES MIAINGA AMIN'NY OHABOLANA 21

Horizontales
Amin'ny takona mampitsahatra fahavinirana mafy. Andininy: Ohabolana 21:14
Tsy mety miasa an'ny malaina. Andininy: Ohabolana 21:25
An'ny malaina, hahafaty azy. Andininy: Ohabolana 21:25
No sitrak'i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra. Andininy: Ohabolana 21:3
Velona eo an-tanan'i Jehovah. Andininy: Ohabolana 21:1
Jehovah no mpandanja azy. Andininy: Ohabolana 21:2
Mitovy amin'ny rano velona eo an-tanan'i Jehovah. Andininy: Ohabolana 21:1
Ho faty ny mandainga, fa izay mihaino hiteny mandrakariva. Andininy: Ohabolana 21:28
Miaraka amin'ny fahamarinana, mitondra fiainana. Andininy: Ohabolana 21:21
An'i Jehovah ihany izany. Andininy: Ohabolana 21:31
Voaomana ho amin'ny andro iadiana, fa an'i Jehovah ny fandresena. Andininy: Ohabolana 21:31
Mananika ny vohitry ny mahery. Andininy: Ohabolana 21:22
Verticales
Miolikolika raha mavesa-keloka, fa mahitsy raha madio. Andininy: Ohabolana 21:8
Ataon'ny olona ho marina, fa Jehovah no mpandanja. Andininy: Ohabolana 21:2
Fifalian'ny marina ny manao izany. Andininy: Ohabolana 21:15
Atao hoe mpaniratsira rehefa fatra-piavonavona. Andininy: Ohabolana 21:24
Raha tsinontsinoavina dia tsy hohenoina. Andininy: Ohabolana 21:13
Ny heviny dia mampanan-karena. Andininy: Ohabolana 21:5
Mahafinaritra ao amin'ny tranon'ny hendry. Andininy: Ohabolana 21:20
Tokony hiambenana mba tsy ho azom-pahoriana. Andininy: Ohabolana 21:23